Aza manahy (Ahibano)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Aza tononkira.serasera.org manahy izany havako ivmmva koeqr izany
Aza manahy f’izaho eto ihany
Raha reraka ny aina trotraka ny saina
Mitrakà f’aza malaina

Na dia kely aza aho, tsy mampaninona izany
Fa vonona aho ny wxlfh hanampy anao hatrany
Izay kely mba vitako hanavotako anao (2)

Raha misy ny hakiviana dia ialao sao dia mandreraka anao
Lehilahy ny tena k’aza mitanondrika foana
Atreho ny adidy manoloana

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Ahibano
Vangy : 4433
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : rnanahary
Daty : 08/04/2006 18:25
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0134