Tokoa (feat. Rija Ramanantoanina) (Njakatiana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Nisy be tokoa raha ny fotoana niarahana
Na nifamaho koa qwxdgww ny onjan'ny fiainana
Dia nasehonao tokoa ampihavanana
Fa nandresy qllnjxk hatrany ny finamanana
Na tamin'ny ratsy na ny tsara
Nanoro ianao, nanampy koa ary nikarakara
Faly ny fo, tohina tokoa
f'izay rehetra natao dia teo foana ianao (teo tsy nandao)
Isaorako eran-tsaina, eram-po
Satria voaporofo izao tena namako ianao
Nisy be tokoa raha ny fotoana niarahana
Na nifamaho koa ny onjan'ny fiainana
Dia nasehonao tokoa ampihavanana
Fa nandresy hatrany ny qdgm finamanana

Faly ny fo, tohina tononkira.serasera.org tokoa
f'izay rehetra natao dia teo foana ianao (teo tsy nandao)
Tsiky dia ampy
Isaorako eran-tsaina, eram-po
Satria voaporofo izao tena namako ianao
A/C Njakatiana

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : NjakatianaVangy : 7159
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : jantina
Daty : 10/10/2012 23:15