Tokoa (feat. Rija Ramanantoanina) (Njakatiana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Nisy be tokoa raha ny fotoana niarahana
Na nifamaho koa ny onjan'ny fiainana
Dia nasehonao tokoa ampihavanana
Fa nandresy hatrany ny finamanana
Na tamin'ny ratsy na ny tsara
Nanoro ianao, nanampy koa ary nikarakara
Faly ny fo, tohina tokoa
f'izay rehetra natao dia teo foana qwcthdhg ianao (teo tsy nandao)
Isaorako eran-tsaina, eram-po
Satria voaporofo izao tena namako ianao
Nisy uxtnenv be tokoa raha ny fotoana niarahana
Na nifamaho koa ny onjan'ny fiainana
Dia nasehonao tokoa ampihavanana
Fa nandresy hatrany ny finamanana
Na tamin'ny ratsy na tononkira.serasera.org ny tsara
Nanoro ianao, nanampy koa ary nikarakara
Faly ny fo, tohina tokoa
f'izay rehetra natao dia teo foana ianao (teo tsy nandao)
Isaorako eran-tsaina, eram-po
Satria voaporofo izao tena namako ianao
Faly ny fo, tohina tokoa
f'izay rehetra natao dia teo foana ianao (teo pkwz tsy nandao)
Tsiky dia ampy
Isaorako eran-tsaina, eram-po
Satria voaporofo izao tena namako ianao
A/C Njakatiana

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : NjakatianaVisites : 7160
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : jantina
Date : 10/10/2012 23:15