Tokoa (feat. Rija Ramanantoanina) (Njakatiana)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Nisy be tokoa raha ny fotoana niarahana
Na nifamaho koa ny onjan'ny fiainana
Dia nasehonao tokoa ampihavanana
Fa nandresy hatrany ny finamanana

Na tamin'ny ratsy na ny tsara
Nanoro ianao, nanampy koa ary nikarakara

Faly ny fo, tohina tokoa
f'izay rehetra natao dia teo foana ianao (teo tsy nandao)
Isaorako eran-tsaina, eram-po
Satria voaporofo izao tena namako ianao

Nisy be tokoa raha ny fotoana niarahana
Na nifamaho koa ny onjan'ny fiainana
Dia nasehonao tokoa ampihavanana
Fa nandresy hatrany ny finamanana

Na tamin'ny ratsy na ny tsara
Nanoro ianao, nanampy koa ary nikarakara

Faly ny fo, tohina tokoa
f'izay rehetra natao dia teo foana ianao (teo tsy nandao)
Isaorako eran-tsaina, eram-po
Satria voaporofo izao tena namako ianao

Faly ny fo, tohina tokoa
f'izay rehetra natao dia teo foana ianao (teo tsy nandao)
Tsiky dia ampy
Isaorako eran-tsaina, eram-po
Satria voaporofo izao tena namako ianao

A/C Njakatiana
--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Njakatiana
Hits : 5869
Likes : 1 Like
Created by : jantina
Date : 10/10/2012 23:15
Audio
Excerpt Add to playlist
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0121