Etsy ho babeko (Thiera BRUNO)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Etsy ho babeko fkor ry Hanta kely f ’aza mitomany
NY hafalianao no kendreko eto an-tany.
Izay nananihany anao, tsy hoavelako.
Izay nikapoka anao, dia hotezerako.

Etsy ho fafako ny ranomasonao.
Ndao isika hiaraka ho any an-tsena hividy kilalao
Hilazako ireo dedlbk olon-kafa mba tsy xzuiynv tononkira.serasera.org hibedy anao.
Fa dia veli-kifafa no asetriko azy ireo.

Etsy re.....

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Thiera BRUNO
Vangy : 8483
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Liva Andribesoa
Daty : 27/03/2004 12:09
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0275