Ampy ahy ('Zay)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Notazanao ho ahy imhgmsq ireo voninkazo soa
hanehoanao ny fitiavanao ahy
Novidianao tononkira.serasera.org ahy koa diamondra vato soa
Mbola haneonao ny fitiavanao ahy
Dia niady saina ianao refa indraindray
Tsy naita ho atolotra ho ahy
Mitaintaina koa no sady manahy
Soa dia tsy ho faly aho
REF: Ilay fitiavanao ihany anie de ampy ahy
Ampy hanadinoko ireo wtfxlo sentosento toloko
Tsy mila iqiyaw zavatra hafa aho f'aza manahy
Milamina aho refa hoe tinao
Ampy ho ahy ny fitiavanao
Dia nosainintsaininao ireo zavatra rehetra
Mety ho tiako sy hahafaly ahy
Dia notadiavinao, na dia sarotra hita
Anehoanao ny fitiavanao ahy
Dia niady saina ianao....
REF: Ilay fitiavanao ihany
hanehoanao ny fitiavanao ahy
Novidianao tononkira.serasera.org ahy koa diamondra vato soa
Mbola haneonao ny fitiavanao ahy
Dia niady saina ianao refa indraindray
Tsy naita ho atolotra ho ahy
Mitaintaina koa no sady manahy
Soa dia tsy ho faly aho
REF: Ilay fitiavanao ihany anie de ampy ahy
Ampy hanadinoko ireo wtfxlo sentosento toloko
Tsy mila iqiyaw zavatra hafa aho f'aza manahy
Milamina aho refa hoe tinao
Ampy ho ahy ny fitiavanao
Dia nosainintsaininao ireo zavatra rehetra
Mety ho tiako sy hahafaly ahy
Dia notadiavinao, na dia sarotra hita
Anehoanao ny fitiavanao ahy
Dia niady saina ianao....
REF: Ilay fitiavanao ihany
--------
Link:
Comments
tahina56
(
16/11/2016 19:35)
milay be e!
koloina20
(
18/01/2020 20:23)
Tsara
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : 'ZayHits : 15919
Likes : 3 Like
Created by : claude14
Date : 11/11/2016 18:32
