Ampy ahy ('Zay)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Notazanao ho ahy ireo voninkazo soa
hanehoanao ny fitiavanao ahy
Novidianao ahy koa diamondra vato soa
Mbola haneonao ny fitiavanao ahy
Dia niady saina ianao refa indraindray
Tsy naita ho atolotra ho ahy
Mitaintaina koa no sady manahy
Soa dia tsy ho faly aho
REF: Ilay fitiavanao ihany anie de ampy ahy
Ampy hanadinoko ireo sentosento toloko
Tsy mila tononkira.serasera.org zavatra hafa aho f'aza manahy
Milamina aho refa hoe tinao
Ampy ogrlfrxf ho ahy ny fitiavanao
Dia nosainintsaininao twcz ireo zavatra rehetra
Mety ho tiako sy hahafaly ahy
Dia notadiavinao, na dia sarotra hita
Anehoanao ny fitiavanao ahy
Dia niady saina ianao....
REF: Ilay fitiavanao acco ihany
hanehoanao ny fitiavanao ahy
Novidianao ahy koa diamondra vato soa
Mbola haneonao ny fitiavanao ahy
Dia niady saina ianao refa indraindray
Tsy naita ho atolotra ho ahy
Mitaintaina koa no sady manahy
Soa dia tsy ho faly aho
REF: Ilay fitiavanao ihany anie de ampy ahy
Ampy hanadinoko ireo sentosento toloko
Tsy mila tononkira.serasera.org zavatra hafa aho f'aza manahy
Milamina aho refa hoe tinao
Ampy ogrlfrxf ho ahy ny fitiavanao
Dia nosainintsaininao twcz ireo zavatra rehetra
Mety ho tiako sy hahafaly ahy
Dia notadiavinao, na dia sarotra hita
Anehoanao ny fitiavanao ahy
Dia niady saina ianao....
REF: Ilay fitiavanao acco ihany
--------
Lien:
Commentaires
tahina56
(
16/11/2016 19:35)
milay be e!
koloina20
(
18/01/2020 20:23)
Tsara
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : 'ZayVisites : 15982
Préférés : 3 J'aime
Ajouté par : claude14
Date : 11/11/2016 18:32
