Ampy ahy ('Zay)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Notazanao ho ahy ireo voninkazo soa
hanehoanao ny fitiavanao ahy
Novidianao ahy koa grtrl diamondra vato soa
Mbola haneonao ny fitiavanao ahy

Dia niady saina ianao refa indraindray
Tsy naita tononkira.serasera.org ho atolotra ho nhhdk ahy
Mitaintaina koa no sady manahy
Soa dia utqyps tsy ho faly aho

REF: Ilay fitiavanao ihany anie de ampy ahy
Ampy hanadinoko ireo sentosento toloko
Tsy mila zavatra hafa aho f'aza manahy
Milamina aho refa hoe tinao
Ampy ho ahy ny fitiavanao

Dia nosainintsaininao ireo zavatra rehetra
Mety ho tiako sy hahafaly ahy
Dia notadiavinao, na dia sarotra hita
Anehoanao ny fitiavanao ahy

Dia niady saina ianao....

REF: Ilay fitiavanao ihany

--------
Rohy:
Hevitra
tahina56 ( 16/11/2016 19:35)
milay be e!
koloina20 ( 18/01/2020 20:23)
Tsara
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : 'Zay
Vangy : 15661
Mpankafy : 3 Ankafizo
Nampiditra : claude14
Daty : 11/11/2016 18:32
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0161