Mankasitraka aho (AmbondronA)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Bangoiko iray izay lalantsika hatrizay
Dia niherika aho, hafahako mandroso indray
Raiketiko ho fotoana tononkira.serasera.org mamy
Izay vita cyvrig tany aloha tany
Na fifaliana, na fihafiana
Dia tsy hanan-tsiny

Bridge: Tsy nisalasala ianao
Naneho izay tao am-po tao
Ka niaraka nanohy ny dia hoe hifankatia
Ary ho doria

Ref: Mankasitraka aho, isaorako ianao
Tsy mba mahay miteny aho
Ny foko no hameno
Ary am-panetre-tena
Mankasitraka aho

Mifanolotra fitia
mamakivaky uehlc ny ho avy isika
Na zavona sy hzug fanala, masoandro sy hafanana
Ho eo ihany

Bridge: ......

Ref: ......
Ho valim-pitia, ity hira ity ieh!
Ho takatry ny saiko, hanehoako kokoa
Izay mba fihetseham-po
Dia ho feheziko amin'ny teny roa
Mankasitraka aho

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0115