Mankasitraka aho (AmbondronA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Bangoiko iray izay lalantsika hatrizay
Dia niherika aho, hafahako mandroso indray
Raiketiko ho fotoana mamy
Izay vita tany aloha tany
Na fifaliana, na fihafiana
Dia tsy hanan-tsiny
Bridge: Tsy nisalasala ianao
Naneho izay tao am-po tao
Ka tononkira.serasera.org niaraka nanohy ny dia hoe hifankatia
Ary ho doria
Ref: Mankasitraka aho, isaorako cklqbb ianao
Tsy hxiycmj mba mahay miteny aho
Ny foko no hameno
Ary am-panetre-tena
Mankasitraka aho
Mifanolotra fitia
mamakivaky ny ho jxpadzf avy isika
Na zavona sy fanala, masoandro sy hafanana
Ho eo ihany
Bridge: ......
Ref: ......
Ho valim-pitia, ity hira ity ieh!
Ho takatry ny saiko, hanehoako kokoa
Izay mba fihetseham-po
Dia ho feheziko amin'ny teny roa
Mankasitraka aho
Dia niherika aho, hafahako mandroso indray
Raiketiko ho fotoana mamy
Izay vita tany aloha tany
Na fifaliana, na fihafiana
Dia tsy hanan-tsiny
Bridge: Tsy nisalasala ianao
Naneho izay tao am-po tao
Ka tononkira.serasera.org niaraka nanohy ny dia hoe hifankatia
Ary ho doria
Ref: Mankasitraka aho, isaorako cklqbb ianao
Tsy hxiycmj mba mahay miteny aho
Ny foko no hameno
Ary am-panetre-tena
Mankasitraka aho
Mifanolotra fitia
mamakivaky ny ho jxpadzf avy isika
Na zavona sy fanala, masoandro sy hafanana
Ho eo ihany
Bridge: ......
Ref: ......
Ho valim-pitia, ity hira ity ieh!
Ho takatry ny saiko, hanehoako kokoa
Izay mba fihetseham-po
Dia ho feheziko amin'ny teny roa
Mankasitraka aho
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : AmbondronAVisites : 19157
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : YASHN
Date : 03/02/2009 11:39
