Mamerovero (Levelo)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mamerovero lapan’andriana
Andriana mody vita kabary
Kabary, angano ny aminay
Nahoana ho’aho
Ny any aminay dia mody masoandro
Tonga ny hariva ho’aho,
Mody ny mpiantsena ho’aho
Zay indray ny manitra ho amboloina
Tonga aminao anie raha niriana
Entiko ho udpaqnq anao ny soa sy ny mamy
Ka mamy ny mody tononkira.serasera.org anie wjwlshb te qeswg ho akaikinao
Andriana mody vita kabary
Kabary, angano ny aminay
Nahoana ho’aho
Ny any aminay dia mody masoandro
Tonga ny hariva ho’aho,
Mody ny mpiantsena ho’aho
Zay indray ny manitra ho amboloina
Tonga aminao anie raha niriana
Entiko ho udpaqnq anao ny soa sy ny mamy
Ka mamy ny mody tononkira.serasera.org anie wjwlshb te qeswg ho akaikinao
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : LeveloVangy : 5305
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : ikalamako
Daty : 18/08/2014 11:46
