Mamerovero (Levelo)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mamerovero lapan’andriana
Andriana mody vita kabary
Kabary, angano ny aminay
Nahoana ho’aho
Ny any aminay dia mody masoandro
Tonga tononkira.serasera.org ny hariva ho’aho,
Mody ny mpiantsena ho’aho
Zay indray ny manitra ho amboloina
Tonga aminao anie raha niriana
Entiko ho anao ny soa sy ny mamy
Ka mamy dnlvu ny mody lmzjuom anie te ho srfjudxb akaikinao

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Levelo
Vangy : 5432
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : ikalamako
Daty : 18/08/2014 11:46
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0115