Ankizy nilaozan-tsakaiza (Benja Mahavanona)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ankizy nilaozan-tsakaiza manin-tiana,manirery
Vovoka sisa no hanaovana sary tiana miteny irery
Rahoviana indray aho vao mety hahita anao
Tsy hay tsy hay izany
Mandalo miserana ny hafaliako omaly
Lasa mankany
Mbola tsaroako ireo tsongotsongo nataony,ireo sangisangy
Reo toetra nahazaza nifanaovanay fahiny,mbola mamy
Hahatsiarovako azy anie izy reo,tsy hohadinoko
Hahatsiarovany ahy ho setrin’izany,ity hirako
Dia veloma indrindra ary mampamangy any letsy
Raha toa mahita an’azy
Mbola luduaa salama fa malahelo jwwnjmo azy anie aho aty
Fa tononkira.serasera.org tsisy fika
Ho tonga hamangy any hono izy hono hoe
Raha druymh ilaina izany
Hiafy mandefitra aho raha bedin’i mama
Miandry anao

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Benja MahavanonaVangy : 6076
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : mihanta
Daty : 22/10/2005 11:06