Ankizy nilaozan-tsakaiza (Benja Mahavanona)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ankizy nilaozan-tsakaiza manin-tiana,manirery
Vovoka sisa no hanaovana sary tiana miteny irery
Rahoviana indray aho vao mety hahita anao
Tsy hay tsy hay izany
Mandalo miserana ny hafaliako omaly
Lasa mankany
Mbola tsaroako ireo lavbnc tsongotsongo nataony,ireo sangisangy
Reo toetra nahazaza nifanaovanay fahiny,mbola mamy
Hahatsiarovako azy anie izy iqofowun reo,tsy hohadinoko
Hahatsiarovany ahy ho setrin’izany,ity hirako
Dia veloma indrindra ary mampamangy any letsy
Raha toa mahita an’azy
Mbola salama fa malahelo gcxebjwb azy anie aho tononkira.serasera.org aty
Fa tsisy fika
Ho tonga hamangy any hono izy hono hoe
Raha ilaina izany
Hiafy mandefitra aho raha bedin’i mama
Miandry anao

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Benja MahavanonaHits : 6088
Likes : 0 Like
Created by : mihanta
Date : 22/10/2005 11:06