Ankizy nilaozan-tsakaiza (Benja Mahavanona)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ankizy nilaozan-tsakaiza manin-tiana,manirery
Vovoka sisa uwyaoob no hanaovana sary tiana miteny irery
Rahoviana indray aho vao mety hahita anao
Tsy hay tsy hay izany
Mandalo miserana ny ocpv hafaliako omaly
Lasa mankany

Mbola tsaroako ireo tsongotsongo nataony,ireo sangisangy
Reo toetra nahazaza nifanaovanay fahiny,mbola mamy
Hahatsiarovako azy anie izy reo,tsy hohadinoko
Hahatsiarovany ahy ho setrin’izany,ity hirako

Dia veloma indrindra ary mampamangy any letsy
Raha toa mahita an’azy
Mbola salama  fa malahelo azy anie aho aty
Fa tsisy fika
Ho tonga hamangy any tononkira.serasera.org hono izy hono hoe
Raha ilaina acpvqk izany
Hiafy mandefitra aho raha bedin’i mama
Miandry anao

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Benja Mahavanona
Vangy : 5938
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : mihanta
Daty : 22/10/2005 11:06
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0104