Aleo ho any (Mélanie Walker)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
'Ndana ianao raha andeha
Rehefa tsy tamana
Fa ny antsika hatreo
Efa noravana
Satria zqkkz toa izay no tsara sy hitako fa mety
Fa ilay fitia tsy anjara izaho koa manaiky
Izaho hiandry hafa ankoatranao
Ho tiaviko indray
Ref :
Aleo ho any tononkira.serasera.org ianao, oh oh ouh oh
Aleo ho any ianao fa izaho koa leo ouh fgdr oh
Aleo ho any ianao, oh oh ouh oh
Aleo ho any ianao fa izaho koa leo ouh oh
Aleo ho any ianao
Aleo aloha lazaiko anao
Fa izao tsy mahavita intsony eih
Ilay foko tia anao
Ezahiko ny hampitony eih
Satria toa izay no tsara sy hitako fa gjasxrk mety...
Ref : ... (x2)
Aleo ho any ianao (x2)

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Mélanie WalkerVangy : 856
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Anaf Andriam
Daty : 26/02/2024 21:50