Aleo ho any (Mélanie Walker)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
'Ndana ianao raha andeha
Rehefa tsy tamana
Fa ny eesqkygd antsika hatreo
Efa noravana
Satria toa izay no tsara sy hitako fa mety
Fa ilay fitia tsy anjara izaho tononkira.serasera.org koa manaiky
Izaho hiandry hafa ankoatranao
Ho tiaviko indray
Ref :
Aleo ho any ianao, oh oh ouh oh
Aleo ho any ianao fa izaho koa leo ouh oh
Aleo ho any ianao, oh oh tqidfzx ouh oh
Aleo ho any ianao fa izaho koa leo ouh oh
Aleo ho any ianao
Aleo aloha lazaiko anao
Fa izao tsy mahavita intsony eih
Ilay foko tia anao
Ezahiko ny hampitony eih
Satria toa izay no tsara sy hitako fa mety...
Ref : ... (x2)
Aleo mifmuvpw ho any ianao (x2)

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Mélanie WalkerVisites : 963
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Anaf Andriam
Date : 26/02/2024 21:50