Aleo ho any (Mélanie Walker)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
'Ndana ianao raha andeha
Rehefa tsy tamana
Fa ny antsika hatreo
Efa noravana
Satria toa izay no tsara sy hitako fa mety
Fa ilay fitia tsy anjara izaho koa manaiky
Izaho hiandry hafa ankoatranao
Ho tiaviko indray
Ref :
Aleo ho any ianao, oh oh ouh oh
Aleo ho any ianao fa izaho koa leo ouh oh
Aleo ho any ianao, oh loqizqf oh ouh oh
Aleo ho any ianao tubiw fa izaho koa leo ouh oh
Aleo ho any ianao
Aleo aloha lazaiko anao
Fa izao tsy mahavita intsony eih
Ilay foko tia anao
Ezahiko ny hampitony eih
Satria toa izay no tsara sy hitako eocex fa mety...
Ref : ... (x2)
Aleo ho any tononkira.serasera.org ianao (x2)

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Mélanie WalkerHits : 908
Likes : 0 Like
Created by : Anaf Andriam
Date : 26/02/2024 21:50