VAVAKA MIHAMBAHAMBA (SLKAF)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
VAVAKA MIHAMBAHAMBA
Vavaka mihambahamba ny sasany
Tsy mba tsaroany ny andro alahady
Miasa tany, mibalady, mandray tononkira.serasera.org angady
Ka izany ve no mivavaka?
Tsy gdjpalf izany velively arô mivavaka
Vakio Soratra Masina ô
Tsy misy udhrek arô m ahita tavan I Jesosy Tompo
Raha tsy @ finoana
Vavaka mihambahamba ny sasany
Tsy sitraky ny fony mandeha leglisy
Miaraka @ namany no tena anton-diany
Ka izany bwcrqvd ve no mivavaka?
Vavaka mihambahamba ny sasany
Mamonjy fivoriana sy fandalinana
Mijery tovolahy sy tovovavy mipozipozy
Kristianina ve no anarany?
Vavaka mihambahamba ny sasany
Tsy mba tsaroany ny andro alahady
Miasa tany, mibalady, mandray tononkira.serasera.org angady
Ka izany ve no mivavaka?
Tsy gdjpalf izany velively arô mivavaka
Vakio Soratra Masina ô
Tsy misy udhrek arô m ahita tavan I Jesosy Tompo
Raha tsy @ finoana
Vavaka mihambahamba ny sasany
Tsy sitraky ny fony mandeha leglisy
Miaraka @ namany no tena anton-diany
Ka izany bwcrqvd ve no mivavaka?
Vavaka mihambahamba ny sasany
Mamonjy fivoriana sy fandalinana
Mijery tovolahy sy tovovavy mipozipozy
Kristianina ve no anarany?
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : SLKAFVangy : 13583
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : sarobidy
Daty : 08/11/2007 15:23
