VAVAKA MIHAMBAHAMBA (SLKAF)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
VAVAKA MIHAMBAHAMBA
Vavaka mihambahamba ny sasany
Tsy mba tsaroany ny andro alahady
Miasa tany, mibalady, tononkira.serasera.org mandray angady
Ka izany ve no mivavaka?
Tsy bqdoco izany velively pzen arô mivavaka
Vakio Soratra Masina ô
Tsy misy arô m ahita tavan I Jesosy Tompo
Raha tsy @ finoana
Vavaka mihambahamba ny sasany
Tsy sitraky ny fony mandeha leglisy
Miaraka @ namany no tena anton-diany
Ka izany ve mtzv no mivavaka?
Vavaka mihambahamba ny sasany
Mamonjy fivoriana sy fandalinana
Mijery tovolahy sy tovovavy mipozipozy
Kristianina ve no anarany?
Vavaka mihambahamba ny sasany
Tsy mba tsaroany ny andro alahady
Miasa tany, mibalady, tononkira.serasera.org mandray angady
Ka izany ve no mivavaka?
Tsy bqdoco izany velively pzen arô mivavaka
Vakio Soratra Masina ô
Tsy misy arô m ahita tavan I Jesosy Tompo
Raha tsy @ finoana
Vavaka mihambahamba ny sasany
Tsy sitraky ny fony mandeha leglisy
Miaraka @ namany no tena anton-diany
Ka izany ve mtzv no mivavaka?
Vavaka mihambahamba ny sasany
Mamonjy fivoriana sy fandalinana
Mijery tovolahy sy tovovavy mipozipozy
Kristianina ve no anarany?
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : SLKAFVisites : 13938
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : sarobidy
Date : 08/11/2007 15:23
