VAVAKA MIHAMBAHAMBA (SLKAF)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
VAVAKA MIHAMBAHAMBA

Vavaka mihambahamba ny sasany
Tsy mba tsaroany ny andro alahady
Miasa tany, mibalady, mandray angady
Ka izany ve no mivavaka?

Tsy izany velively arô mivavaka
Vakio Soratra Masina ô
Tsy misy arô m ahita uvtdd tavan I Jesosy Tompo
Raha tononkira.serasera.org tsy @ finoana

Vavaka fcipr mihambahamba ny sasany
Tsy sitraky ny fony mandeha leglisy
Miaraka @ namany no tena anton-diany
Ka izany teggh ve no mivavaka?

Vavaka mihambahamba ny sasany
Mamonjy fivoriana sy fandalinana
Mijery tovolahy sy tovovavy mipozipozy
Kristianina ve no anarany?

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : SLKAF
Visites : 13937
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : sarobidy
Date : 08/11/2007 15:23
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 1.9507