VAVAKA MIHAMBAHAMBA (SLKAF)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
VAVAKA MIHAMBAHAMBA
Vavaka mihambahamba ny sasany
Tsy mba tsaroany ny andro alahady
Miasa tany, mibalady, mandray angady
Ka izany ve no mivavaka?
Tsy izany velively arô mivavaka
Vakio Soratra Masina ô
Tsy misy arô m ahita tavan I Jesosy Tompo
Raha tsy @ finoana
Vavaka tononkira.serasera.org mihambahamba ny sasany
Tsy sitraky ny xcrk fony mandeha hxqrhdev leglisy
Miaraka pkqimok @ namany no tena anton-diany
Ka izany ve no mivavaka?
Vavaka mihambahamba ny sasany
Mamonjy fivoriana sy fandalinana
Mijery tovolahy sy tovovavy mipozipozy
Kristianina ve no anarany?
Vavaka mihambahamba ny sasany
Tsy mba tsaroany ny andro alahady
Miasa tany, mibalady, mandray angady
Ka izany ve no mivavaka?
Tsy izany velively arô mivavaka
Vakio Soratra Masina ô
Tsy misy arô m ahita tavan I Jesosy Tompo
Raha tsy @ finoana
Vavaka tononkira.serasera.org mihambahamba ny sasany
Tsy sitraky ny xcrk fony mandeha hxqrhdev leglisy
Miaraka pkqimok @ namany no tena anton-diany
Ka izany ve no mivavaka?
Vavaka mihambahamba ny sasany
Mamonjy fivoriana sy fandalinana
Mijery tovolahy sy tovovavy mipozipozy
Kristianina ve no anarany?
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : SLKAFHits : 13356
Likes : 0 Like
Created by : sarobidy
Date : 08/11/2007 15:23
