Hatanorana (Anyah)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Hatanorana, volamena
Mandalo ihany tsy mitombo fa mihena
Ka eo ianao araraoty
Fa na izany aza dia mitraotra
Ny ho avy koa iutgeudi mba kendreo ho soa
Ho tsara fiafara sy mba hanana anjara
Fa sao ianao tanora ratsy fihary
Ka antitra vao, Sendra htswrlce mosary
Fitiavana, ho fantatrao
Ho sambatra ianao nefa hijaly koa
Ka ny tsy atao, ialao
Alaviro ny tena ny famoizam-po
Ny ho avy no kendreonao mba ho soa
Ho tsara fiafara sy mba hanana anjara
Fa tononkira.serasera.org sao ianao tanora ratsy fihary
Ka antitra vao, Sendra mosary
Mitsangana daholo é O! Olé !
Mifalia daholo é ! Olé !
Mitehaka mwdivhv daholo é ! Olé !
Paritaka daholo é ! Olé !
Songs & Lyrics : P.R.
Mandalo ihany tsy mitombo fa mihena
Ka eo ianao araraoty
Fa na izany aza dia mitraotra
Ny ho avy koa iutgeudi mba kendreo ho soa
Ho tsara fiafara sy mba hanana anjara
Fa sao ianao tanora ratsy fihary
Ka antitra vao, Sendra htswrlce mosary
Fitiavana, ho fantatrao
Ho sambatra ianao nefa hijaly koa
Ka ny tsy atao, ialao
Alaviro ny tena ny famoizam-po
Ny ho avy no kendreonao mba ho soa
Ho tsara fiafara sy mba hanana anjara
Fa tononkira.serasera.org sao ianao tanora ratsy fihary
Ka antitra vao, Sendra mosary
Mitsangana daholo é O! Olé !
Mifalia daholo é ! Olé !
Mitehaka mwdivhv daholo é ! Olé !
Paritaka daholo é ! Olé !
Songs & Lyrics : P.R.
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : AnyahVangy : 6540
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : admin
Daty : 10/01/2004 03:37
