Razandry (Kelly Rajerison)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Efa hatry ny ela aho re, razandry
Efa hatry ny ela aho
Efa hatry ny ela aho no niandry
Vaovao avy aminao
Manao ahoana i Neny ao?
Manonofy anao indraindray aho, razandry
Manononofy anao
Manonofy anao tononkira.serasera.org indraindray aho, razandry
Eo anilako eo
Tonga hampiaram-peo.
Mahatsiaro anao fotsiny aho, razandry
Mahatsiaro anao fotsiny aho
Mahatsiaro anao fotsiny aho, razandry
No mahatonga ahy toa izao
Lasa saina toa izao
Miala tsiny msynhsq aminao.
Diso fantatrao loatra aho, razandry
Diso fantatrao loatra aho
Diso ntpyvksa fantatrao loatra aho, razandry
Miala tsiny aminao
Tonga nanaitra anao
Izay no izy ary mmjk re, razandry
Izay no izy ary
Hangata-dàlana aho re, razandry
Fa any andro, any taona
Izaho sy ianao mbola hihaona
Any andro, any taona.
Tonony sy feony : Kelly Rajerison
Efa hatry ny ela aho
Efa hatry ny ela aho no niandry
Vaovao avy aminao
Manao ahoana i Neny ao?
Manonofy anao indraindray aho, razandry
Manononofy anao
Manonofy anao tononkira.serasera.org indraindray aho, razandry
Eo anilako eo
Tonga hampiaram-peo.
Mahatsiaro anao fotsiny aho, razandry
Mahatsiaro anao fotsiny aho
Mahatsiaro anao fotsiny aho, razandry
No mahatonga ahy toa izao
Lasa saina toa izao
Miala tsiny msynhsq aminao.
Diso fantatrao loatra aho, razandry
Diso fantatrao loatra aho
Diso ntpyvksa fantatrao loatra aho, razandry
Miala tsiny aminao
Tonga nanaitra anao
Izay no izy ary mmjk re, razandry
Izay no izy ary
Hangata-dàlana aho re, razandry
Fa any andro, any taona
Izaho sy ianao mbola hihaona
Any andro, any taona.
Tonony sy feony : Kelly Rajerison
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Kelly RajerisonVangy : 3333
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : ikalamako
Daty : 02/11/2013 00:08
