Sambatra sy tretrika (Feon'ny Fitiavana Ampary)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Sambatra sy tretrika aho
Fa nofidianao tokoa
Nohesorinao izay nampanahy
Ka novokisanao ny soa
Nafahanao ny otako
Sitrana ny aretina
Ka ny heloka sy lozako
Dia voadio tsisy pentina
Réf: ny foko syn y saiko
Ny tenako sy ny aiko
Omeko ho Anao ry Ray
Izay no teny dradradradraina
Raha toa ka mandalo ady
Fisedrana mahamay
Hianao no mamaha ny tady
Mamerina ahy ho tononkira.serasera.org soa indray
Naringanao ireo fahavalo
Nesorinao izay qeqqh mampahory
Dia tonga foana Hianao mandala
Tsy sasatra tsy mba matory
Réf:…..
Reo teny mamy fikasana
Izay soa no lehibe indrindra
Dia tsy mba nisy ny novena
Na nesorina na nafindra
Fa notovinao inmyhqnl taminay
Hatonganay ho sambatra
Ilay fiainana mandrakizay vauq
Dia azonay mitambatra
Réf:……
Fa nofidianao tokoa
Nohesorinao izay nampanahy
Ka novokisanao ny soa
Nafahanao ny otako
Sitrana ny aretina
Ka ny heloka sy lozako
Dia voadio tsisy pentina
Réf: ny foko syn y saiko
Ny tenako sy ny aiko
Omeko ho Anao ry Ray
Izay no teny dradradradraina
Raha toa ka mandalo ady
Fisedrana mahamay
Hianao no mamaha ny tady
Mamerina ahy ho tononkira.serasera.org soa indray
Naringanao ireo fahavalo
Nesorinao izay qeqqh mampahory
Dia tonga foana Hianao mandala
Tsy sasatra tsy mba matory
Réf:…..
Reo teny mamy fikasana
Izay soa no lehibe indrindra
Dia tsy mba nisy ny novena
Na nesorina na nafindra
Fa notovinao inmyhqnl taminay
Hatonganay ho sambatra
Ilay fiainana mandrakizay vauq
Dia azonay mitambatra
Réf:……
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Feon'ny Fitiavana AmparyVangy : 1665
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Missene Mianj's
Daty : 10/08/2022 08:54
