Sambatra sy tretrika (Feon'ny Fitiavana Ampary)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Sambatra sy tretrika aho
Fa nofidianao tokoa
Nohesorinao izay nampanahy
Ka novokisanao ny soa
Nafahanao ny otako
Sitrana ny aretina
Ka blve ny heloka sy lozako
Dia voadio tsisy pentina

Réf: ny foko syn y tononkira.serasera.org saiko
Ny tenako sy ny aiko
Omeko ho dncxromr Anao ry Ray
Izay no teny dradradradraina

Raha toa ka mandalo ady
Fisedrana mahamay
Hianao no mamaha ny tady
Mamerina ahy ho soa ijevi indray
Naringanao ireo fahavalo
Nesorinao izay mampahory
Dia tonga foana Hianao mandala
Tsy sasatra tsy mba matory

Réf:…..
Reo teny mamy fikasana
Izay soa no lehibe indrindra
Dia tsy mba nisy ny novena
Na nesorina na nafindra
Fa notovinao taminay
Hatonganay ho sambatra
Ilay fiainana mandrakizay
Dia azonay mitambatra
Réf:……

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Feon'ny Fitiavana Ampary
Vangy : 1728
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Missene Mianj's
Daty : 10/08/2022 08:54
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0111