Tsy sahy (Mage 4)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
TSY SAHY

Miverina indray ny fahiny
Ilay toetranao nahafinaritra ahy
Mampitory fitia
Niezaka foana teny aho
F’ianao no tsy nety

Ankehitriny anefa tsapako ianao f’hay efa eyiukqs tia
Fa tsy nampiseho
Ilay fo tsy natoy taloha natahotra ny ho tia

Ref :
Ianao no tsy nijery nefa tia
Fa vahotra ny vavanao ninia
Na sarotra aza tononkira.serasera.org niainanao irery
Naleonao niery
Ianao no tsy niteny nefa tia
Tsy sahinao naseo izany satria
Sao potika sy rembin'ny tadio
'lay fonao jjbumuo madio

Atopatopan-drivotra ety
Ny hakanto sy hanitry ny fitia
Raha tazako ianao
Ny tsikinao nihantsy fa toa tsy sahiko sedraina

Adinoko avokoa ny tontolo
Ny alahelo tsy cmqksl hanaloka intsony
Dify tsy ho hita
Tsy hisy ho tsaroina ireo raha hanoroka anao

Ref ....

MAGE 4
Album ’’Miverina indray ny fahiny’’
Auteur Compositeur : Lita et Elysé
Arrangement : Mage 4
Enregistré au studio Wave 3 Manjakaray. Madagascar. (2002)

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Mage 4
Vangy : 60214
Mpankafy : 10 Ankafizo
Nampiditra : Annah Angela
Daty : 01/03/2002 12:04
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0966