LAVITRA (Njila)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Lavitra any izy tsy mety hiverina intsony
Inona ary no nahasodoka ny fony
Angamba tamana izy any ho any
Mamisavisa izany eto aho lasa vinany
Toa adinony tsy tsaroany
Ny fiarahanay omaly
Isika owlruse mahatsiaro izao
No tena mijaly
Lasa ambiroa ny aty mieritreritra anao
Tsy mety ho avy
Toa lany lainga manao izay hiverenanao
Adala anao, manembona anao
Nefa raha nieritreritra aho f’aleo izy ho any
Fa ndrao manjary fitiavan-tenako izany
Metimety koa izy raha mijanona any
vhxncj Fa ny fiainako aty feno tomany
Inona no ataony aty
Ny aty tsy rptayf vokin’ny fitia
Raha mbola tokan-trano maso
Sesehena foana ny tononkira.serasera.org ankaso
Nifampizara fahantrana fotsiny izahay
Raha mbola teo izy
Mifanome tsiny rehefa tonga any aoriana
Aleo izy ho any (2x)
Ho zakaiko ny elenelan-tany
Aleo izy ho any
NJILA
Inona ary no nahasodoka ny fony
Angamba tamana izy any ho any
Mamisavisa izany eto aho lasa vinany
Toa adinony tsy tsaroany
Ny fiarahanay omaly
Isika owlruse mahatsiaro izao
No tena mijaly
Lasa ambiroa ny aty mieritreritra anao
Tsy mety ho avy
Toa lany lainga manao izay hiverenanao
Adala anao, manembona anao
Nefa raha nieritreritra aho f’aleo izy ho any
Fa ndrao manjary fitiavan-tenako izany
Metimety koa izy raha mijanona any
vhxncj Fa ny fiainako aty feno tomany
Inona no ataony aty
Ny aty tsy rptayf vokin’ny fitia
Raha mbola tokan-trano maso
Sesehena foana ny tononkira.serasera.org ankaso
Nifampizara fahantrana fotsiny izahay
Raha mbola teo izy
Mifanome tsiny rehefa tonga any aoriana
Aleo izy ho any (2x)
Ho zakaiko ny elenelan-tany
Aleo izy ho any
NJILA
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : NjilaVangy : 10499
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Linah D
Daty : 05/08/2003 08:58
