Tahio ny Nosinay (A.Mi.A.Kri. EGSS - MCI (Chorale Amboaram-peo MItory An'i KRIsty Andrainjato Fianarantsoa))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Titre : Tahio ny Nosinay
1- Mba tahionao Jesosy ô! Ity Nosinay
Fa mijaly xrzgiv mafy mampahonena re!
Mitalaho sy miandrandra tononkira.serasera.org ny famonjena avy Aminao
Mba arovinao zahay ry Tompo ô!
(Refrain)
Vonjeonao ry umjgpc Jesosy ô! Ity Tanindrazanay
Mba vonjeo fa mila tsy ho zakanay ny onjam-piainana xmzrrl ety
Ianao no antenaina mba ho mpanafaka anay
Mba kasiho ny tananao ty Nosinay
2- Mba henoy ny fivavakay ry Jesosy ô!
Fa miandrandra ny indrafonao izahay
Mba omeo fandriampahalemana ka hiaina sambatra
'Zany indrindra no faniriko ry Jeso!
(Refrain)......
A/C : Hasiniaina Wedneslas

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : A.Mi.A.Kri. EGSS - MCI (Chorale Amboaram-peo MItory An'i KRIsty Andrainjato Fianarantsoa)Vangy : 1277
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : Isco
Daty : 19/08/2024 15:09