Ifonako (Bodo)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ifonako fa sandoka, ny avona tam-po
Fa be no tsy voalazako, noho ny hamboko
Fa ny saiko no tezitra  sy monv manjaka fa tsy ny fo
Ny dongidongiko aminao, ifonako rawhh ihany koa
Ny toetrako efa mankalao, mivalo aho tsy hanin-droa
Soa ianao fa dia, be fitia
Ka tsy tonga dia to fo

Mamelà ahy mamindrà fo
Hiezaka aho ho tony aloha
Fa banga anao ny fiainako
Raha lavinao, mamelà ahy
Mitsikia aloha

Ny kitakita tampoka ifonako ihany koa
Ny ovvezl teny tsy voalanjako
Nanohina ny fo
Ny fakam-panahy hilaza
Fa ianao tsy tia ahy

Ka mamelà ahy....

Fa toky no omeko tononkira.serasera.org anao, sy ho tanterahiko
Fitia tsy vasobasoka no indro atolotro

Auteur: Aro
Compositeur:Aro

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Bodo
Vangy : 11936
Mpankafy : 2 Ankafizo
Nampiditra : mumu-onisoa
Daty : 03/05/2004 02:33
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0356