Mikimpy (Anyah)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mikimpy ianao mijery ahy, maka fy tokoa
Henika fitiavana ny alin-tsika roa
Mangovitra ianao, sady miantsoantso hoe
Avia, Chéri, tongava amin'izay
Ny vatanao mangovitra mitsena ahy
Ny tenanao mandositra manenjika ahy
Ny masonao mikimpy sy mihiratra indray
Ny masonao mikatona sy misokatra indray
Dia hoy aho hoe
Mikimpy ianao mijery ahy, maka fy tokoa
Henika fitiavana ny alintsika roa
Mangovitra ianao, sady miantsoantso hoe
Avia, Chéri, tongava xxum amin’izay
Mikimpy ianao mijery ahy, maka tononkira.serasera.org fy tokoa
Manonona dgkyqy ny anarako tsy misy ebbru fiafarana
Mangovitra ianao, sady miantsoantso hoe
Avia, Chéri, tongava amin’izay
Henika fitiavana ny alin-tsika roa
Mangovitra ianao, sady miantsoantso hoe
Avia, Chéri, tongava amin'izay
Ny vatanao mangovitra mitsena ahy
Ny tenanao mandositra manenjika ahy
Ny masonao mikimpy sy mihiratra indray
Ny masonao mikatona sy misokatra indray
Dia hoy aho hoe
Mikimpy ianao mijery ahy, maka fy tokoa
Henika fitiavana ny alintsika roa
Mangovitra ianao, sady miantsoantso hoe
Avia, Chéri, tongava xxum amin’izay
Mikimpy ianao mijery ahy, maka tononkira.serasera.org fy tokoa
Manonona dgkyqy ny anarako tsy misy ebbru fiafarana
Mangovitra ianao, sady miantsoantso hoe
Avia, Chéri, tongava amin’izay
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : AnyahVangy : 4991
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : papozy
Daty : 01/12/2004 07:50
