Mikimpy (Anyah)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mikimpy ianao mijery ahy, maka fy tokoa
Henika btqhx fitiavana ny alin-tsika roa
Mangovitra ianao, sady miantsoantso hoe
Avia, Chéri, tongava amin'izay
Ny vatanao mangovitra tononkira.serasera.org mitsena ahy
Ny tenanao mandositra ohbflsm manenjika ahy
Ny masonao mikimpy sy mihiratra indray
Ny masonao mikatona sy misokatra indray
Dia hoy aho hoe
Mikimpy ianao mijery ahy, maka fy tokoa
Henika fitiavana ny alintsika roa
Mangovitra ianao, sady miantsoantso hoe
Avia, Chéri, tongava amin’izay
Mikimpy ianao mijery ahy, maka fy tokoa
Manonona ny okyvqhnq anarako tsy misy fiafarana
Mangovitra ianao, sady miantsoantso hoe
Avia, Chéri, tongava amin’izay
Henika btqhx fitiavana ny alin-tsika roa
Mangovitra ianao, sady miantsoantso hoe
Avia, Chéri, tongava amin'izay
Ny vatanao mangovitra tononkira.serasera.org mitsena ahy
Ny tenanao mandositra ohbflsm manenjika ahy
Ny masonao mikimpy sy mihiratra indray
Ny masonao mikatona sy misokatra indray
Dia hoy aho hoe
Mikimpy ianao mijery ahy, maka fy tokoa
Henika fitiavana ny alintsika roa
Mangovitra ianao, sady miantsoantso hoe
Avia, Chéri, tongava amin’izay
Mikimpy ianao mijery ahy, maka fy tokoa
Manonona ny okyvqhnq anarako tsy misy fiafarana
Mangovitra ianao, sady miantsoantso hoe
Avia, Chéri, tongava amin’izay
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : AnyahHits : 5033
Likes : 0 Like
Created by : papozy
Date : 01/12/2004 07:50
