IZAHO TSY MANAHY (Vanintsoa)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
muafarx Na dia sarotra
Na sarotra aza ny lalana
Izaho tsy manahy
Fa ianao momba ahy e!
Na malama aza
Malama ka ts'isy ifaharana
Ianao mitaridalana e!
Izaho tsy manahy
Raha izaho aloha efa fantatro
Tsinotsinona ny hery sy tanjako
F'izay rehetrarehetra ananako, zanahariko ô
Tsy ahy ireny fa mbola nindramiko
Na ny fo sy fanahy izay ananako
Tiako hitoetra ho tononkira.serasera.org tsara sy mba ho soa
Ho fikiriko ianao ka ho bxqcn tanako, zanahariko ô
Mbola lavitra manko qitlgxvd ny lalako
Tonony sy feony : vanintsoa
Na sarotra aza ny lalana
Izaho tsy manahy
Fa ianao momba ahy e!
Na malama aza
Malama ka ts'isy ifaharana
Ianao mitaridalana e!
Izaho tsy manahy
Raha izaho aloha efa fantatro
Tsinotsinona ny hery sy tanjako
F'izay rehetrarehetra ananako, zanahariko ô
Tsy ahy ireny fa mbola nindramiko
Na ny fo sy fanahy izay ananako
Tiako hitoetra ho tononkira.serasera.org tsara sy mba ho soa
Ho fikiriko ianao ka ho bxqcn tanako, zanahariko ô
Mbola lavitra manko qitlgxvd ny lalako
Tonony sy feony : vanintsoa
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : VanintsoaHits : 2305
Likes : 1 Like
Created by : baloba84
Date : 26/05/2022 09:30
