jereo ange (Lalao Rabeson)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Jereo ange toa zaza faly eo anilanao
Miandrandra anao ny foko tia anao,
natokako ho anao
Jereo ange, ny masoko mibanjina ogce anao
Mihanta aminao
mba hotoloranao
fa babonao
Ho anao no hirako izao hirako izao tononkira.serasera.org
mba hilazako indray fa
Tiako(4)
Tiako ianao
Jereo zjsdccji ange, jereo fa tsy haiko hafenina anao
ny fo tia anao, natokako ho bvfifz anao
fa babonao,fa babonao...

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Lalao RabesonVangy : 6272
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : lotus
Daty : 06/11/2005 14:03