Ambarao ry takariva (RANDRIANARIVELO)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ambarao ry takariva
O! ry takariva fahanginana
Ny habakabakao no satriko hanidinana
Sao mba tsinjoko any ho any
Ilay tiako sady havako
Ilay naningotra ny foko sy fitiavako
Ambarao, ambarao, ambarao o! ry kintana tononkira.serasera.org irony
Izany foko manina 'ty ho'aho no tsy hbnrrcvo tsaroany
Aiza ny elatrao ry rahona mba gacfa hindramiko
Hizahako ilay gemjmih tiako sady mamiko
Satriko aza ho eo anilany ny tenako
Ka ny tany hahafatesany no hilevenako
O! ry takariva fahanginana
Ny habakabakao no satriko hanidinana
Sao mba tsinjoko any ho any
Ilay tiako sady havako
Ilay naningotra ny foko sy fitiavako
Ambarao, ambarao, ambarao o! ry kintana tononkira.serasera.org irony
Izany foko manina 'ty ho'aho no tsy hbnrrcvo tsaroany
Aiza ny elatrao ry rahona mba gacfa hindramiko
Hizahako ilay gemjmih tiako sady mamiko
Satriko aza ho eo anilany ny tenako
Ka ny tany hahafatesany no hilevenako
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : RANDRIANARIVELOVangy : 5109
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : admin
Daty : 30/08/2002 18:59
