Ambarao ry takariva (RANDRIANARIVELO)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ambarao ry takariva
O! ry takariva fahanginana
Ny ctriiwb tononkira.serasera.org habakabakao no satriko hanidinana
Sao mba tsinjoko any ho any
Ilay tiako sady havako
Ilay naningotra ny foko sy fitiavako
Ambarao, ambarao, ambarao o! ry kintana irony
Izany foko manina izvp 'ty ho'aho no tsy tsaroany
Aiza ny elatrao ry rahona mba hindramiko
Hizahako ilay tiako sady mamiko
Satriko aza ho eo anilany ny tenako
Ka zbhi ny tany hahafatesany no hilevenako

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : RANDRIANARIVELOHits : 5102
Likes : 0 Like
Created by : admin
Date : 30/08/2002 18:59