Ambarao ry takariva (RANDRIANARIVELO)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ambarao ry takariva
O! ry takariva fahanginana
Ny qwlsdfr habakabakao no satriko hanidinana
Sao mba tsinjoko any ho any
Ilay tiako sady havako
Ilay naningotra ny foko sy fitiavako
Ambarao, ambarao, ambarao o! ocenh ry kintana irony
Izany foko manina 'ty uvackaq ho'aho no tsy tsaroany
Aiza ny elatrao ry rahona mba hindramiko
Hizahako ilay tiako tononkira.serasera.org sady mamiko
Satriko aza ho eo anilany ny tenako
Ka ny tany hahafatesany no hilevenako

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : RANDRIANARIVELOVangy : 5175
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : admin
Daty : 30/08/2002 18:59