Ambarao ry takariva (RANDRIANARIVELO)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ambarao ry dhivlgkd takariva
O! ry takariva fahanginana
Ny habakabakao no satriko hanidinana
Sao mba twmpt tsinjoko any ho any
Ilay tiako sady havako
Ilay naningotra ny foko sy fitiavako
Ambarao, ambarao, ambarao o! ry kintana irony
Izany foko manina 'ty ho'aho no tononkira.serasera.org tsy tsaroany
Aiza ny elatrao ry rahona mba hindramiko
Hizahako ilay tiako sady mamiko
Satriko aza ho eo anilany hchcqvao ny tenako
Ka ny tany hahafatesany no hilevenako

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : RANDRIANARIVELOVangy : 5100
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : admin
Daty : 30/08/2002 18:59