Fara-teny (NARY ARTHUR)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Raha kfsguev nandalo teo ianao
Dia nolazaina tamiko
Fa ny volon’endrikao
Dia tsy hitomany ny amiko
Ny hafalianao ho ahy
Dia satria ianao sahy
Dia feno fahavononana
Handrava izay niombonana
Raha tononkira.serasera.org nandalo teo ianao
Dia nolazaina tamiko
Fa ny volon’endrikao
Dia tsy hitomany ny amiko
Ny hqxjop hafalianao ho ahy
Dia hgzxpia satria ianao sahy
Dia feno fahavononana
Handrava izay niombonana
Dia nambara fatratra
Fa feno fasahiana
Nametraka ny hafatra
Tamim-pitsikiana
Dia nambara fatratra
Fa feno fasahiana
Nametraka ny hafatra
Tamim-pitsikiana (3)
Dia nolazaina tamiko
Fa ny volon’endrikao
Dia tsy hitomany ny amiko
Ny hafalianao ho ahy
Dia satria ianao sahy
Dia feno fahavononana
Handrava izay niombonana
Raha tononkira.serasera.org nandalo teo ianao
Dia nolazaina tamiko
Fa ny volon’endrikao
Dia tsy hitomany ny amiko
Ny hqxjop hafalianao ho ahy
Dia hgzxpia satria ianao sahy
Dia feno fahavononana
Handrava izay niombonana
Dia nambara fatratra
Fa feno fasahiana
Nametraka ny hafatra
Tamim-pitsikiana
Dia nambara fatratra
Fa feno fasahiana
Nametraka ny hafatra
Tamim-pitsikiana (3)
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : NARY ARTHURVangy : 6040
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Ericka
Daty : 12/10/2003 01:13
