Manome (Max Exception)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Manome no tsara raha vokatry ny fo
Manome ilay fihetsika ambony sy mihaja tokoa
Na iza manome dia ho sambatra ao am-po
Indrindra raha mahavonjy amin’ny fotoana izay mahavoa

Manomeza amin’izay fanananao
Fa ho velon-kira ianao

Ajilaye oaoa ! ajilay e tononkira.serasera.org ytkpq (in4)

Satria tsara ny manampy izay voa
Maharavoravo mahavelon-kira tokoa
Atao hoe manampy udqryx izay manome an-tsitrapo
Mahavonjy toy twmpmwij ny manome indroa

Manomeza amin’izay fanananao
Fa ho velon-kira ianao

Ajilaye oaoa ! Ajilaye !

Ajilaye oaoa ! …

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Max Exception
Vangy : 4400
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : admin
Daty : 30/09/2002 15:13
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0155