Zara (Njakatiana)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Zara!
Fantatro ianao!
Zara!
Mazava ny fihetsikao
Zara
Anaty masonao
Hitako fa tia ahy ianao!

Zara!
Lavitra anao zaho
Zara!
Zaho tia anao (zaho aty Tanà)
Zara!
Any ambanivohitra any
Inona moa no hanakana ahy

Ianao ’ty toa
Miahotrahotra
Kanefa izaho tsy mampatahotra
F’izaho sy ianao mety hiaraka ihany
Ka ataoko fanao ny midina any (aminareo any)

Omano ny katsaka, tononkira.serasera.org mangahazo fa ho avy aho Zara
Arahiko fitiavana mamy be dia hozaraiko tsara
Hatramin’ny ttib tanety sy havoana dia antsika ry Zara
K’aleo hitomany eo avokoa izay mvicfkmb te handrara.

Zara!
Lavitra anao zaho ...

Lala ô! Lala ô! Lala ô!
Ho avy eo mihitsy

Ianao ’ty toa ..

Omano mjgack ny katsaka ...

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Njakatiana
Vangy : 5957
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : dd
Daty : 07/02/2004 22:34
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.1228