Noheverinao adala aho (Doudou Michel)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Noheverinao adala aho
Fa niantso, nitalaho
Nidradradradra drfc sy nivazavaza
Nikiakiaka toy ny zaza
Nanaitra anao aho mba hiarina
Nanambara tononkira.serasera.org taminao ny marina
Nangina aho fa avzaz tsy nohenoinao
Tsy namaly ianao nantsoina
Efa lany izao ny solika
Efa ho faty koa ny jiro
Efa mangina aho no mandona ianao
Miantso, miangavy, mitalaho
Aza fkhkakcr fohazinao ny lasa
Avelao ireny hivalona any
Fahendrena ho anao ny miala
Satria noheverinao adala aho
Fony aho mbola tia
Niandrandra anao mba ho doria
Noesoinao sy nambaniana
Niavonanao, tsy novaliana
Fony aho mbola tia
Noesoinao ny hetahetako
Ny hetraketrakao taloha
No namono ilay fitia
Fa niantso, nitalaho
Nidradradradra drfc sy nivazavaza
Nikiakiaka toy ny zaza
Nanaitra anao aho mba hiarina
Nanambara tononkira.serasera.org taminao ny marina
Nangina aho fa avzaz tsy nohenoinao
Tsy namaly ianao nantsoina
Efa lany izao ny solika
Efa ho faty koa ny jiro
Efa mangina aho no mandona ianao
Miantso, miangavy, mitalaho
Aza fkhkakcr fohazinao ny lasa
Avelao ireny hivalona any
Fahendrena ho anao ny miala
Satria noheverinao adala aho
Fony aho mbola tia
Niandrandra anao mba ho doria
Noesoinao sy nambaniana
Niavonanao, tsy novaliana
Fony aho mbola tia
Noesoinao ny hetahetako
Ny hetraketrakao taloha
No namono ilay fitia
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Doudou MichelVangy : 1865
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Imamo
Daty : 12/08/2023 19:07
