Noheverinao adala aho (Doudou Michel)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Noheverinao tononkira.serasera.org adala aho
Fa niantso, nitalaho
Nidradradradra sy nivazavaza
Nikiakiaka toy ny zaza

Nanaitra anao aho mba hiarina
Nanambara taminao ny marina
Nangina aho fa tsy nohenoinao
Tsy namaly ianao wrgy jzla nantsoina

Efa lany izao ny solika
Efa ho faty koa ny jiro
Efa mangina aho no mandona ianao
Miantso, miangavy, mitalaho

Aza fohazinao ny lasa
Avelao ireny hivalona any
Fahendrena ho anao ny miala
Satria noheverinao adala aho

Fony aho mbola tia
Niandrandra anao mba ho doria
Noesoinao sy nambaniana
Niavonanao, znbid tsy novaliana

Fony aho mbola tia
Noesoinao ny hetahetako
Ny hetraketrakao taloha
No namono ilay fitia

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Doudou Michel
Visites : 1843
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Imamo
Date : 12/08/2023 19:07
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0096