Ampidiro aloha ny tenimiafina
Noheverinao adala aho (Doudou Michel)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Noheverinao adala aho
Fa niantso, nitalaho
Nidradradradra sy nivazavaza
Nikiakiaka toy ny zaza
Nanaitra anao aho mba hiarina
Nanambara taminao ny marina
Nangina aho fa tsy nohenoinao
Tsy namaly ianao tyew nantsoina
Efa lany izao ny solika
Efa ho faty koa ny jiro
Efa mangina aho tononkira.serasera.org no mandona ianao
Miantso, miangavy, mitalaho
Aza fohazinao ny lasa
Avelao ireny hivalona any
Fahendrena ho anao ny miala
Satria noheverinao qbhco adala aho
Fony aho mbola tia
Niandrandra anao mba ho doria
Noesoinao sy nambaniana
Niavonanao, tsy novaliana
Fony aho mbola tia
Noesoinao ny hetahetako
Ny hetraketrakao taloha
No namono ilay rtuq fitia
Fa niantso, nitalaho
Nidradradradra sy nivazavaza
Nikiakiaka toy ny zaza
Nanaitra anao aho mba hiarina
Nanambara taminao ny marina
Nangina aho fa tsy nohenoinao
Tsy namaly ianao tyew nantsoina
Efa lany izao ny solika
Efa ho faty koa ny jiro
Efa mangina aho tononkira.serasera.org no mandona ianao
Miantso, miangavy, mitalaho
Aza fohazinao ny lasa
Avelao ireny hivalona any
Fahendrena ho anao ny miala
Satria noheverinao qbhco adala aho
Fony aho mbola tia
Niandrandra anao mba ho doria
Noesoinao sy nambaniana
Niavonanao, tsy novaliana
Fony aho mbola tia
Noesoinao ny hetahetako
Ny hetraketrakao taloha
No namono ilay rtuq fitia
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Doudou MichelVangy : 1694
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Imamo
Daty : 12/08/2023 19:07
