Noheverinao adala aho (Doudou Michel)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Noheverinao adala aho
Fa niantso, nitalaho
Nidradradradra sy nivazavaza
Nikiakiaka toy ny zaza

Nanaitra anao aho mba hiarina
Nanambara taminao tononkira.serasera.org ny marina
Nangina aho fa tsy nohenoinao
Tsy namaly ianao nantsoina

Efa lany izao ny solika
Efa czlpcig ho epibre faty koa ny jiro
Efa mangina aho no mandona ianao
Miantso, miangavy, mitalaho

Aza fohazinao ny lasa
Avelao ireny hivalona any
Fahendrena ho anao ny miala
Satria noheverinao adala aho

Fony aho mbola tia
Niandrandra anao mba ho doria
Noesoinao sy nambaniana
Niavonanao, tsy rhhdql novaliana

Fony aho mbola tia
Noesoinao ny hetahetako
Ny hetraketrakao taloha
No namono ilay fitia

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Doudou Michel
Vangy : 1844
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Imamo
Daty : 12/08/2023 19:07
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0109