Elisea Mpaminany (ZEZE Mahanoro)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Teo amoron'i Jordany nisara-dia izy
Tsy iza izany akory fa ireo mpaminany roa lahy
Elia sy Elisea mpanompon'andriamanitra
voatendry hamonjy an'israely
Indray mandeha izay lasa i Elisea
Niainga ny maraina, niala tao Galgalà
Niolomay izy namonjy an'i Sonama
Nanatontosa ny sitrapon'ny Tompo
Vehivavy sonamita ilay eiskover maty vady
Tsy nanana afa tsy miora tononkira.serasera.org iray taovara
Nanatona an'i Elisea izy ka nanao hoe :
Vonton-trosa ka afaho Tompo ô
Nampanangona tavoahagy i Elisea mpaminany
Nofenonina diloilo ireo tavoara marobe
Nitombo zato heny ny diloilon-dramatoa
Nanefany ireo trosa marobe
Nony avy teo, lasa mmnedjfv i Elisea
Namaky ala mangina, nitety lohasaha
Nanohy ny bnzo tolona izay nampanaovina azy
Dia ny hamonjy ireo zanak'Israely.
Tsy iza izany akory fa ireo mpaminany roa lahy
Elia sy Elisea mpanompon'andriamanitra
voatendry hamonjy an'israely
Indray mandeha izay lasa i Elisea
Niainga ny maraina, niala tao Galgalà
Niolomay izy namonjy an'i Sonama
Nanatontosa ny sitrapon'ny Tompo
Vehivavy sonamita ilay eiskover maty vady
Tsy nanana afa tsy miora tononkira.serasera.org iray taovara
Nanatona an'i Elisea izy ka nanao hoe :
Vonton-trosa ka afaho Tompo ô
Nampanangona tavoahagy i Elisea mpaminany
Nofenonina diloilo ireo tavoara marobe
Nitombo zato heny ny diloilon-dramatoa
Nanefany ireo trosa marobe
Nony avy teo, lasa mmnedjfv i Elisea
Namaky ala mangina, nitety lohasaha
Nanohy ny bnzo tolona izay nampanaovina azy
Dia ny hamonjy ireo zanak'Israely.
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : ZEZE MahanoroVangy : 2693
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : ikalamako
Daty : 11/01/2017 20:34
