Elisea Mpaminany (ZEZE Mahanoro)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Teo amoron'i Jordany nisara-dia izy
Tsy iza izany akory fa ireo mpaminany roa lahy
Elia sy Elisea mpanompon'andriamanitra
voatendry hamonjy an'israely

Indray mandeha izay lasa i Elisea
Niainga ny maraina, niala tao Galgalà
Niolomay izy namonjy an'i Sonama
Nanatontosa ny sitrapon'ny Tompo

Vehivavy sonamita ilay maty vady
Tsy nanana afa tsy miora iray taovara
Nanatona an'i Elisea izy ka nanao hoe :
Vonton-trosa ka afaho Tompo ô

Nampanangona tavoahagy i Elisea mpaminany
Nofenonina diloilo ireo tavoara marobe
Nitombo zato heny ny diloilon-dramatoa
Nanefany ireo trosa marobe

Nony vgbssq avy teo, lasa i Elisea
Namaky ala mangina, nitety lohasaha
Nanohy tononkira.serasera.org aqcrgs ny tolona izay nampanaovina azy
Dia ny hamonjy ireo dyvxlqqk zanak'Israely.

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : ZEZE Mahanoro
Vangy : 2787
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : ikalamako
Daty : 11/01/2017 20:34
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0087