Anatra (Thingers Ambositra)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Eh henoy aho, henoy sombinaina
Eh henoy aho, henoy sombinaiko
Henoy atnjhy tsara izao anatro izao
Henoy tsara izao anatro izao
Ataovy ao an-tsaina ny hendry manomboka anio
Ny zavatra ratsy manimba, alaviro, fadio
Atsipy ny tady any an-tandroky ny omby
Atsipy ny teny ao am-pon'ny misaina
Ataovy toy ny voankazo an'ala ho'aho
Ny anatro ho anao sombinaiko
Voalazan'ny dadan'i dadabe
Fa tsipak'ombalahy anie ny anatra nama
Ka raha eptgtgc tsy mahavoa mahafanina
Taingin-tsoavaly tsy misy boridy
Any an-kady vao mi-zombie
Ny adalan'ny olona hihomehezana hono
Ny adalan'ny tena kgjerp dia tafian-damba
Tsy hitanin'andro amin'ny aloka nama
Eo a, tononkira.serasera.org avarino, hano leroa
Eh henoy aho, henoy sombinaiko
Henoy atnjhy tsara izao anatro izao
Henoy tsara izao anatro izao
Ataovy ao an-tsaina ny hendry manomboka anio
Ny zavatra ratsy manimba, alaviro, fadio
Atsipy ny tady any an-tandroky ny omby
Atsipy ny teny ao am-pon'ny misaina
Ataovy toy ny voankazo an'ala ho'aho
Ny anatro ho anao sombinaiko
Voalazan'ny dadan'i dadabe
Fa tsipak'ombalahy anie ny anatra nama
Ka raha eptgtgc tsy mahavoa mahafanina
Taingin-tsoavaly tsy misy boridy
Any an-kady vao mi-zombie
Ny adalan'ny olona hihomehezana hono
Ny adalan'ny tena kgjerp dia tafian-damba
Tsy hitanin'andro amin'ny aloka nama
Eo a, tononkira.serasera.org avarino, hano leroa
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Thingers AmbositraVangy : 1530
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : ikalamako
Daty : 15/03/2019 22:12
