Diso tia (RovaTsou)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Diso tia aho, tia loatra e
Ka mba omeo, mba vonjeo
Lay fara-fitiavana, hahazoako miantso anao hoe Malala
Sombintsombiny, fofom-pofony
Afaka hitaiza, hanolokolo,
Ity dqrnxlz fo manantena, ilay fitia e
Avy qkmgi aminao
Ny fo te hifandray, ny saina no mandà nefa
Diso tia, tia loatra e
Tena tia e, saingy indrisy
Manahy mafy aho, sao lavinao
Ka zary ho lasa neniko
Ny hilaza izany aminao
Dia ho koboniko, mandra-pahoviana ymcle e
Ilay fitiavako adaladala,
Fitia tsy hay resena
Tsy mahalala hafa tononkira.serasera.org tsy ianao

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : RovaTsouVangy : 1898
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : ikalamako
Daty : 30/01/2018 16:13