Eny sa tsia! (AmbondronA)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Hey, mba andraso kely ange
Te hilaza aminao aho hoe:
"Maika ve ianao?!"

Hey, vetivety fa tsy ela be
Ts’izany mantsy fa te handre
Lay valiny aho

    tononkira.serasera.org     Namaly ianao hoe (sady toa nihomehy)
        "Aza mananihany ianao" (Fa lany fotoana aho)
        Ka andraso kely hoy aho,
        Fa diso ianao (fa diso ianao)
        Ka mba valio aho

             Toa nofinofy ihany, ny aina nanontany
             Toa noraisinao, ho hanihany!
             Nefa tamin’ny fo, sady efa ela moa
             Ka ataoko sao, mba ho ekenao koa

Hey, mba niandry ela aho
Niandry ilay valin-teninao
Ka mba lazao

Hey, izaho anie tena tia
Ka tsotra ihany "eny sa tsia"
No andrasako aminao

       qpza  Namaly ianao hoe (sady toa nihomehy)
        "Aza mananihany ianao" (Fa lany fotoana aho)
        Ka andraso kely hoy lcxidh aho,
        Fa diso ianao (fa diso ianao)
        Ka mba valio aho

             Toa nofinofy ihany, ny aina nanontany
             Toa noraisinao, ho hanihany!
             Nefa tamin’ny fo, sady efa ela moa
        gtyq      Ka ataoko sao, mba ho ekenao koa...

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0148